|
|
|
|

Entry1  mikantsana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mamoaka feo mikarantsana rehefa andidiana: Mikantsana ity hety ity rehefa anetezana
Mipentsompentsona erį»³ rehefa miteny, manao teny tsy misy kitotony: Mikantsan-dava ireo tovovavy ireo
Root  4  kantsana
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Analogs  8  mivatsavatsa, mikamentsona, mipentsompentsona, mitsaontsaom-bava

Anagrams  9  ikantsanam, manantsika, mikantsana, namantsika, nantsakaim

Updated on 2025/01/21