Entry (1/3) | 1 kantsana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Feon-java-maranitra rehefa andidiana na anapahana; fanapahana na fandidiana tsy misy mitazona [1.1] |
Explanations in French |
4 le bruit que font les instruments tranchants, lorsqu'on s'en sert pour couper; l'action de couper, de trancher net [1.3] |
Vocabulary |
5 Sound |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 11 kantsana |
Part of speech | 12 adjective |
Explanations in Malagasy |
13 Enti-milaza zavatra maivana dia maivana noho izy tena maina [1.1] |
Entry (3/3) | 14 kantsana |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Tapaka tsipika izay mifarana toa voakantsana ny ilany sy ilany [1.1] |
Explanations in French |
17 segment [1.13] |
Vocabulary |
18 Mathematics: geometry |
Compound words |
|
Updated on 2023/10/17 |