Entry (1/3) | 1 mijoro |
Root | 2 joro |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitsangana mahitsy tsara: Aza mijoro eo am-baravarana eo fotsiny ianao 5 Miorina: Efa mijoro izao ny fikambanan' ny mpampiasa fiarakaretsaka [1.1] |
Examples |
6 Nahoana hianao no dia mijoro? [2.69#] 7 ny tamboho sisa no mijoro ao. [2.470#] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 12 mijoro |
Root | 13 joro |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy |
15 mivavaka, mitsodrano [Sihanaka]
[1.78] 16 Mivavaka [1.1] |
Entry (3/3) | 17 mijoro |
Root | 18 joro |
Part of speech | 19 adjective |
Explanations in French |
20 debout [1.13] |
Anagrams | 21 mijoro, mojiro |
Updated on 2023/04/09 |