Entry | 1 mijejojejo |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] manao fihetsehana tsy maotona mba hisintonana ny mason' ny olona, langa mipelipelika, mampiseho toetra kasikasy, maivan-doha |
Explanations in English |
4 [1.7] to be playful; to be lewd |
Explanations in French |
5 [1.3#294, 1.8] être dissipé, lascif 6 [1.3#294] être léger, folâtre, libre |
Examples |
7 [2.996#35.004.014] Tsy hamaly ny zanakavavinareo Aho, raha mijejojejo izy, na ny vinantovavinareo, raha mijangajanga izy; |
Root | 8 jejojejo |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |