|
|
|
|

Entry1  mijajirika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mijoro tsy mihetsika na kely aza: Inona àry no ataon' io olona mijajirika eo amin' ny orana io?
Mitsangana miandry ela: Nijajirika ela teo an-tokotany ilay Rangahy vao nampandrosoin' ny tompon-trano
Explanations in English  4  [1.2#297] To endure, to continue, to wait patiently about, as a person standing outside one's house and exposed to the wind and rain
Explanations in French  5  [1.3#290] Se tenir debout sans bouger, attendre: Aza mijajirika ao amin' ny ranonorana (Ne restez pas là exposé à la pluie) ~ Efa nijajirika ela teo an-tokotany izahay vao tonga hianao (Nous avons attendu longtemps dans l'emplacement avant votre arrivée
Examples  6  [2.643#] kanjo hay zava-doza ity mijajirika ora maro ity!
7  [2.499#] Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo?
8  [2.5#] Dia ilay tovolahy nisalaka landy mijajirika somary mihomehy maneso eo anivon' ny afo sy ny tabataba!
Root  9  jajirika
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Updated on 2024/12/11