Entry | 1 mijajirika |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mijoro tsy mihetsika na kely aza: Inona àry no ataon' io olona mijajirika eo amin' ny orana io? Mitsangana miandry ela: Nijajirika ela teo an-tokotany ilay Rangahy vao nampandrosoin' ny tompon-trano |
Explanations in English |
4 [1.2#297] To endure, to continue, to wait patiently about, as a person standing outside one's house and exposed to the wind and rain |
Explanations in French |
5 [1.3#290] Se tenir debout sans bouger, attendre: Aza mijajirika ao amin' ny ranonorana (Ne restez pas là exposé à la pluie) ~ Efa nijajirika ela teo an-tokotany izahay vao tonga hianao (Nous avons attendu longtemps dans l'emplacement avant votre arrivée |
Examples |
6 [2.643#] kanjo hay zava-doza ity mijajirika ora maro ity! 7 [2.499#] Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? 8 [2.5#] Dia ilay tovolahy nisalaka landy mijajirika somary mihomehy maneso eo anivon' ny afo sy ny tabataba! |
Root | 9 jajirika |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |