|
|
|
|

Entry (1/2)1  mijabajaba
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandeha mamindra na mamindra kitoatoa sy mitsapatsapa ao anatin' ny maizina: Maninona àry Rangahy io no mijabajaba ohatra an' io, kanefa andro mazava izao
Miteny na mitsofoka be fahatany amin' ny haizina sy ny kitoatoa, amin' izay tsy fantatra: Aza mijabajaba amin' izany ianao fa zavatra tsy fantatrao izany
Root  4  jabajaba
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/2)9  mijabajabà
Part of speech  10  imperative of active verb mijabajaba [Full list]
Explanations in Malagasy  11  [1.1]
Explanations in French  12  [1.3]
Root  13  jabajaba

Anagrams  14  ijabajabam, mijabajabà, mijabajaba

Updated on 2025/04/14