|
|
|
|

Entry1  miisalahy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mifarimbona amin' ny asa iray ka mitovy ny anjara raisin amin' izany: Ny angatahina amintsika rehetra dia ny hiisalahy amin' ity raharaha ity
Root  4  isalahy
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Updated on 2024/12/07