|
|
|
|

Entry1  mihoby
Root  2  hoby
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Midera amin' ny antsoantsom-pifaliana, maneho fankalazana olona amin' ny antsoantso mafim-piravoana: Nihoby azy ny vahoakaraha vao nivoaka ny fiara izy
Explanations in English  5  [1.7] to acclaim; to shout for joy
Explanations in French  6  [1.8, 1.6] acclamer
7  [1.8] pousser des cris de joie
8  [1.6] [Tanala] fĂȘter
Examples  9  [2.48] Dia nihoby ny vahoaka rehetra
10  [2.857#] Ary nony maneno ny akoho, dia mandoaka ny voatavo izy, ka mihoby.
11  [2.324] nihoby sy nifaly ny fitiavana mahery noho ny fahafatesana sy ny zava-boahary rehetra
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :

Anagrams  16  himboi, hiomby, mibohy, mihoby

Updated on 2025/01/21