Entry (1/2) | 1 mihizina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Feno hipoka, tsy ahazoana mikofoka: Mihizina ny trano azon' ny vahoaka Mihitsoka, milentika: Mihizina ao amin' ny hidin-trano ny fanalahidy Mihidy, mihiboka: Mihizina ao an-trano ao izy Mijanona ela, milentika: Nahoana no nihizina tany an-tsena tany ialahy? Mihenahena, mitokona |
Explanations in English |
4 [1.7] to be crowded, full |
Explanations in French |
5 [1.8] être bondé |
Root | 6 hizina |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 mihizìna |
Part of speech | 13 imperative of active verb mihizina [Full list] |
Explanations in French |
14 [1.3] |
Root | 15 hizina |
Anagrams | 16 haizinim, ihizinam, mahiziñy, mihizina, mihizìna |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |