Entry | 1 mihiaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao feo mirehareha sy matoky hery, mihaika, mihantsy ady: Nihiaka Rakoto teo ambony lampihazo niandry izay sahy hifanandrina aminy Mibaiko amin' ny feo tokana, mafy sy maranitra: Nisy feo nihiaka tany anaty ala tany, dia indreny nisy lehilahy ampolony maro nivoaka ny kirihitra |
Explanations in English |
4 [1.7] to shout defiance; to shout |
Explanations in French |
5 [1.8] pousser des cris, prononcer des paroles de défi |
Examples |
6 [2.470] niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra. 7 [2.472] Ary ialahy, hoy izy nihiaka ohatra ny nihetsehan-tromba tampoka, toa mbola mitahiry zava-maranitra ihany? 8 [2.5] hoy Railovy somary nihiaka tamin' ny hagagany, ka nanatona azy avokoa ny voronkely indray nialoka taminy. |
Root | 9 hiaka |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mihiaka |
Anagrams | 14 haikaim, ihaikam, ikaiham, ikiaham, mahaiky, miahika, mihaika, mihaikà, mihiaka, mikaiha, mikiaha |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |