|
|
|
|

Entry1  mihiaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao feo mirehareha sy matoky hery, mihaika, mihantsy ady: Nihiaka Rakoto teo ambony lampihazo niandry izay sahy hifanandrina aminy
Mibaiko amin' ny feo tokana, mafy sy maranitra: Nisy feo nihiaka tany anaty ala tany, dia indreny nisy lehilahy ampolony maro nivoaka ny kirihitra
Explanations in English  4  [1.7] to shout defiance; to shout
Explanations in French  5  [1.8] pousser des cris, prononcer des paroles de défi
Examples  6  [2.470] niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra.
7  [2.472] Ary ialahy, hoy izy nihiaka ohatra ny nihetsehan-tromba tampoka, toa mbola mitahiry zava-maranitra ihany?
8  [2.5] hoy Railovy somary nihiaka tamin' ny hagagany, ka nanatona azy avokoa ny voronkely indray nialoka taminy.
Root  9  hiaka
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Proverbs  13  Proverbs containing the word mihiaka

Anagrams  14  haikaim, ihaikam, ikaiham, ikiaham, mahaiky, miahika, mihaika, mihaikà, mihiaka, mikaiha, mikiaha

Updated on 2025/04/19