Entry | 1 miheninkenina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Misahirana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano: Mandeha izany andro izany: miheninkenina eo ianao dia tonga ny amin' ny iraika ambin' ny folo |
Root | 4 heninkenina |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word miheninkenina |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |