|
|
|
|

Entry1  mihatokatoka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manetsiketsika ny loha amim-pieboeboana kely
Examples  4  [2.528#] Mitehaka ny Andriambaventy rehetra dia mihatokatoka - resy lahatra.
5  [2.356#] Ny lehilahy kosa efatra, mandroso, miverina, manao dia tsaikona, miondrika, mihatokatoka ka mihofahofa mbamin'ny sofin'ny satroka penjiny.
Root  6  hatokatoka
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Anagrams  10  mihatokatoka, mihotakotaka

Updated on 2025/01/21