|
|
|
|

Entry1  miharoka (haroka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy miharoka izany vilany izany ka andeha jereo
4  Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hiharoka ahy Rakoto fa fantatro tsara [1.1]
Explanations in French  5  Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza miharoka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Miharoka lalina izy (Il examine des choses profondes) [1.3]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10  mangaroka
Analogs  11  misafary, misaroro, mamantatra

Anagrams  12  mahorika, miharoka, mihoraka, mikaroha, mirohaka

Updated on 2023/01/20