Entry | 1 mangaroka (haroka) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy mangaroka izany vilany izany ka andeha jereo 4 Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hangaroka ahy Rakoto fa fantatro tsara [1.1] |
Explanations in English | 5 to tempt, to beguile, to circumvent, to impose on, to sift out, to fish out, to find out a person's ideas in a roundabout way. [1.2] |
Explanations in French | 6 Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza mangaroka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Mangaroka lalina izy (Il examine des choses profondes) [1.3] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 miharoka |
Analogs | 12 misafary, misaroro, mamantatra |
Anagrams | 13 mangaroka, mangoraka, mangoràka, mokaranga, ramangoka |
Updated on 2023/01/20 |