Entry (1/2) | 1 mihanta |
Root | 2 hanta |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mangataka mafy aoka izany: Nihanta ity firavaka ity tamiko izy 5 Miangavy mafy ary amim-panetren-tena: Mihanta aminao aho aoka hipetraka eto aminao ny zandriko 6 Mitalaho, milela-paladia 7 Mahazo izay rehetra angatahiny ka manaram-po: Zaza mihanta Ikoto ka tsy mahagaga io raha maditra rahatrizay [1.1] |
Explanations in English |
8 to be spoiled (of a child) [1.7] |
Explanations in French |
9 demander, supplier; être gâté: Mihanta akanjo iray aminao aho (Je vous supplie de me donner un habit) ~ Mihanta aminao aho, mba omeo fiantrana (Je vous en supplie donnez-moi une aumône) ~ Zaza mihanta io (C’est un enfant gâté) [1.3#215] 10 être gâté (se dit des enfants) [1.8] |
Examples |
11 Ivatsia-mofo mihoatra noho ny zaza mihanta / Izany, Rainilaikely ô... [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word mihanta |
Entry (2/2) | 18 mihantà |
Root | 19 hanta |
Part of speech | 20 imperative of active verb mihanta |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] |
Explanations in French |
22 [1.3#215] |
Tables and plates |
23 All the active imperatives |
Anagrams | 24 mihanta, mihantà, mihanta, mihantà |
Updated on 2023/08/11 |