|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihalangalana
Root  2  halangalana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mihatakataka, tsy miaraka amin' ny maro, mianona ho azy erý: Tsy mety ny mihalangalana raha misy voina mahazo ny sasany. [1.1]
Explanations in English  5  to separate one's self, to sever. [1.2]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)11  mihalangalàna
Root  12  halangalana
Part of speech  13  imperative of active verb mihalangalana
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Explanations in French  15  [1.3]
Tables and plates  16  All the active imperatives

Anagrams  17  mihalangalana, mihalangalàna, mihalangalana, mihalangalàna

Updated on 2023/08/11