|
|
|
|

Entry1  mihaino vilana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy mahare izay lazaina manontolo fa ny sasany fotsiny ihany, hany ka tonga diso ny tena heviny
Elementary words  4  mihaino, vilana

Updated on 2024/12/07