|
|
|
|

Entry1  mifotetaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitakovana, misolitika: Mifotetaka ny lokomenanao
Potraka ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony: Nalama tao avara-trano, ka nifotetaka tao i Dadatoanao
Explanations in English  4  [1.2] Stained, tarnished.
Root  5  fotetaka
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2024/12/11