Entry (1/2) | 1 mifaninana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mampiady fahaizana na tanjaka na hatsarana mba hahitana izay manana bebe kokoa: Nifaninana mba hampiseho herimpo izy roa lahy |
Explanations in English |
4 [1.2] to be competing, to be emulating, to be encouraging; to try to provoke to a duel. 5 [1.7] to engage in a contest; to be rivals |
Explanations in French |
6 [1.8] rivaliser, se faire la concurrence, concourir |
Examples |
7 [2.470] mifaninana mitoraka any anaty rano kosa I Lidy sy I Saonina, zandrilahin' I Katy sy zokin' I Terezy kely. |
Root | 8 inana |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mifaninàna |
Part of speech | 14 imperative of active verb mifaninana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Root | 17 faninana |
Anagrams | 18 faniminana, ifaninanam, mifaninana, mifaninàna |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |