Entry | 1 mifanenjika |
Root | 2 enjika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in French |
4 [1.3] |
Examples |
5 [2.314] dia ny onja madinika no voalaza ho misangy amin'izato izy toa mifanositosika na mifampipaika na mifanenjika. 6 [2.285] Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. |
Morphology |
|
Anagrams | 10 mifanenjika, mifaninjake |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |