|
|
|
|

Entry1  mifanakalo
Root  2  takalo
Part of speech  3  active verb
Examples  4  [2.499] Mahasosotra izany mifanakalo lamba amin' Ikala zazavavy iny!
5  [4.27] « Toko telo » satria ny Fanjakana, ny mpiasa ary ny mpampiasa no singa telo mitovy mifanakalo hevitra.
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Anagrams  9  mifanakalo, mifanaloka, mifanolaka, nifamolaka

Updated on 2025/01/21