|
|
|
|

Entry1  midoroboka
Root  2  doroboka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Maniry tsara be ravina sady maitso: Midoroboka izaitsizy ny hazo raha voatohoka zezika betsaka
Malalaka be ambany sy mirebareba: Ny lamaodin' akanjo fahiny ho an' ny vehivavy dia akanjo midoroboka nasiana malakofa
Enti-milaza ny fihetsiky ny vorontsiloza amin' ilay izy mampibontsina ny elany ka miedinedina manao faribolana
Explanations in French  5  [1.3#110] faire la roue, ĂȘtre touffu, se pavaner
Examples  6  [2.587] ny amontana midoroboka, ny rofia sy ny volo ravaky ny ala
7  [2.470#136] Mihaantitra sy hazomanga midoroboka ka na mamony mena aza, tsy mahatam-boa intsony
8  [2.529#117] hoy ilay tovolahy vao niditra nirebareba tamin' ny akanjo fanao an-trano nidoroboka
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word midoroboka

Updated on 2024/12/11