Entry |
midera
(dera)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mankalaza: Nidera ny voalohany ny mpampianatra [1.1]
|
Explanations in English | To praise, to celebrate, to glorify, to exalt [1.2]
|
| To praise, to speak well of [1.7]
|
Explanations in French | Louer, exalter [1.3, 1.8]
|
| Célébrer [1.3]
|
Examples | Ny mpanao fanjakana misafo toy izany dia midera sy misaotra hatrany ireo niandraikitra ny fanatanterahana ny asa.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
midera |
Past : |
nidera |
Future : |
hidera |
Imperative : |
miderà |
|
|
Entry |
miderà
(dera)
|
Part of speech | imperative of active verb midera
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|