|
|
|
|

Entry1  miandaboboka
Root  2  daboboka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mianjera: Niandaboboka tao anaty hady ny omby
5  Nirohotra miara-be: Niandaboboka ny mpijery lanonana andeho hody [1.1]
Explanations in French  6  Tomber en bas: Niandaboboka tao anatin'ny hady izy (Il est tombé dans le fossé)
7  aller en grand nombre: Niandaboboka ny mpianatra avy nianatra (Une foule d'élèves sortaient de la classe) [1.3]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12  midaboboka

Updated on 2023/01/20