|
|
|
|

Entry1  miboredika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miteny an-kisesy ka tsy azo izay lazaina: Tsy mety fa miboredika foana io zaza io rehefa adinina fianarana
Miteny amin' ny fiteny vahiny: Niboredika tamin' ny teny anglisy ry zalahy ka tsy azoko
Root  4  boredika
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11