|
|
|
|

Entry1  boredika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tenin' olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany ratsy ny teny
4  Teny tsy fantatra, teny baiko. [1.1]
Examples  5  Manao ahoana anefa izao ny soratr' ialahy fa toa efa mety ihany izato boredika? [2.643#]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :

Updated on 2022/04/13