Entry | 1 miantsoroka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandray ho adidy, miandraikitra: I Bevan no niantsoroka ny fampianarana ny ankizy teto voalohany |
Examples |
4 [1.369#] Ny tontolo ankehitriny dia manaiky an' izao fahasahiana sy fanandramana rehetra izao, rehefa mety ho olona dia samy miantsoroka raharaha manokana avokoa. 5 [2.5] Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. |
Root | 6 soroka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 miantsoroka, nakamositro, namotsirako |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |