Entry | 1 miantomboka |
Root | 2 tomboka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Rafitra: Niantomboka niasa izy raha vao avy nokabarin-drainy Miandoha: Miantomboka amin' ny herinandro ambony ny ririnina |
Morphology |
|
Analogs | 9 miandoha, mitehina, mitsidika |
Anagrams | 10 katomombany, miantomboka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |