|
|
|
|

Entry (1/2)1  mianina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miato kely, mitsahatra tsy mandroso: Tsy nandeha adiny iray akory izahay dia nianina teo ambody hazo midoroboka iray
Mijanona tsy mandeha intsony, tsy avy intsony (orana): Tamin' ny telo maraina vao nianinany orana sy ny rivotra
Mifaly, afapo amy...: Tsy tokony hianina amin' ny fahaizana efa azo fa tokony hanitatra ihany
4  [2.285#223] mionona, afa-po amin' izay efa ao
Explanations in English  5  [1.2] to cease, to stop, to stop crying, to have one's grief assuaged.
Examples  6  [2.996] Mikarama mofo ny voky, ary mianina kosa ny noana
7  [2.296#137] Fa izay mahay mianina, manana ny ampy ary manam-be aza.
8  [2.499#68] Injao ny milina tsy mianina, fa misamonimonina ao an-efitra.
Root  9  anina
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/2)14  miana
Part of speech  15  imperative of active verb mianina [Full list]
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]
Root  18  anina

Anagrams  19  amaniny, animany, animina, aniniam, ianinam, mainina, mañaiñy, maninia, mianina, mianìna, niainam

Updated on 2025/04/19