Entry (1/2) | 1 miangona |
Root | 2 angona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mivory amin' ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona 5 Mihandrona, mikambana: Miangona eto amin' ity lempona ity ny rano 6 Mivavaka any am-piangonana: Lasa niangona i dada sy i neny [1.1] |
Explanations in English |
7 to assemble, to congregate [1.2] |
Explanations in French |
8 se réunir, s'assembler [1.3] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 miangòna |
Root | 14 angona |
Part of speech | 15 imperative of active verb miangona |
Tables and plates |
16 All the active imperatives |
Anagrams | 17 amingano, manaingo, manionga, miangano, miangona, miangòna, miongana, miongàna, mongaina, amingano, manaingo, manionga, miangano, miangona, miangòna, miongana, miongàna, mongaina |
Updated on 2023/01/20 |