|
|
|
|

Entry1  miandry kendry tohina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy
Elementary words  4  miandry, kendry tohina
Synonyms  5  miandry vava latsaka

Updated on 2024/12/10