|
|
|
|

Entry1  miandry tafika
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] miandry ny andro hiterahan' ny vehivavy anankiray bevohoka mba hikarakara azy amin' ny hifanany na hikarakara ny zaza
Explanations in English  4  [1.7] to wait for the birth of a child
Explanations in French  5  [1.8] attendre la naissance d'un enfant
Elementary words  6  miandry, tafika
Synonyms  7  miandry vohoka

Updated on 2024/12/10