Entry (1/2) | 1 miandrandra |
Root | 2 andrandra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mijery ambony: Niandrandra telo minitra teo izy nanaramaso an' ilay fiaramanidina nitondra an-dreniny 5 Mikendry: Miandrandra ny ho lasa dokotera na mpampianatra ambony ny adalalahy [1.1] |
Explanations in English |
6 to look upright, to hold the head erect; to look up to for help; to be proud or self-confident. [1.2] 7 to hold the head up; to look up to something [1.7] |
Explanations in French |
8 lever la tête; regarder en haut [1.8] |
Examples |
9 sady miandrandra I Lidy, toa te hampakatra hatrany ny vetsovetsony. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word miandrandra |
Entry (2/2) | 15 miandrandrà |
Root | 16 andrandra |
Part of speech | 17 imperative of active verb miandrandra |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3] |
Tables and plates |
20 All the active imperatives |
Anagrams | 21 miandrandra, miandrandrà, miandrandra, miandrandrà |
Updated on 2023/01/20 |