|
|
|
|

Entry1  mianatra
Root  2  anatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao izay hahaizana zavatra iray: Mianatra marika izahay isan-kariva
5  Maka tahaka, manao sahala amy: Mianatra ny fitenin' i nenibe Ikoto ka mampihomehy erỳ [1.1]
Explanations in English  6  to learn, to study, to receive instruction; to gain knowledge of, to imitate, to mimic. The causative of this (mampianatra) means to teach. [1.2]
7  to learn; to imitate; to go to school [1.7]
Explanations in French  8  apprendre; aller à l'école; imiter [1.8]
Examples  9  Fa angaha ialahy tsy mianatra tsara? [2.472]
10  Ny fiainan-dry zalahy ireo dia mianatra amin' ny antoandro fa ny maro aminy miasa alina. [2.471]
Vocabulary  11  Education
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
16  Imperative :
Titles 
Proverbs  18  Proverbs containing the word mianatra

Anagrams  19  maiñatra, manaitra, manitara, matriaña, mianatra, miatrana, mitarana, mitaraña

Updated on 2023/01/20