Entry | 1 miana-kendry |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] olona kevokevoka sy dedaka ka na ny zavatra tsy tokony hataony aza dia ataony |
Examples |
4 [2.895#] Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. |
Elementary words | 5 mianaka, hendry |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |