Entry | miampanga (ampanga) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabeho nangalatra ny volako [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To accuse [1.2, 1.7] | ||||||||
To charge. [1.2] | |||||||||
Explanations in French | Accuser, dénoncer [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Entry | miampangà (ampanga) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb miampanga | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |