|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambatrambatra
Root  2  ambatra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [1.1]
Synonyms  5  ambatra

Entry (2/2)6  ambatrambatra
Part of speech  7  adjective
Explanations in Malagasy  8  matsatso, zavatra tsy misy tsirony na koa tsy dia matsiro loatra [Betsimisaraka] [1.78]

Updated on 2023/01/20