|
|
|
|

Entry1  mendri-kaja
Elementary words  2  mendrika, haja
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tsara fanahy, tsara toetra, ka antonona ny hatsarany ny voninahitra atolotra azy
Examples  5  [2.499#] Ny antoandro, noho ny fahaizany miresaka sy noho izy lehilahy mendrikaja dia fantany hatramin' ny efitra fandrian' Ikemba sy ny fatoriany.

Updated on 2024/12/07