|
|
|
|

Entry (1/2)1  saikatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Very hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao, [1.1]
Explanations in English  4  hesitant, undecided [1.7]
Explanations in French  5  qui hésite; [1.8]
Examples  6  "saikatra aho ny hilaza izao zavatra izao", hoy, hono, izy [2.472]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Adjectives :
Synonyms  9  saikatsaikatra

Entry (2/2)10  saikatra
Part of speech  11  adjective
Explanations in Malagasy  12  vositra, voavositra: omby saikatra [Tambahoaka] [1.78]
13  Enti-milaza ny omby vositra
14  Sarindahy [1.1]

Anagrams  15  asitraka, saikatra, saritaka

Updated on 2020/07/31