|
|
|
|

Entry1  mavomavo
Root  2  mavo
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ambany, tsy misy vidiny, atao tsinontsinona: Manao anay tambanivohitra ho mavomavo mihitsy ianareo tambonivohitra
Explanations in French  5  [1.3] de condition obscure, qui ne s'habille pas selon sa position, mal habillĂ©
Examples  6  [2.131] Aza ny tarehiko mavomavo no jerenao fa ny havako any Dilambato heverina aza ny toho mihahy no tazanina fa ny lefo-mitsangana.
7  [2.324] Ny tanety nanjary mavomavo, fa efa maimaina daholo ny volon'ahitra rehetra;
8  [2.472] Ary izany dia Malagasy mahantra, mavomavo, tsy manam-pahaizana, faraidiny amin' ny toerany eo amin' ny fiaraha-monina.
Derivatives 
9  Names :
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word mavomavo

Updated on 2025/01/21