Entry (1/2) | 1 matsora |
Root | 2 tsora |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Be rano, tsy marihitra, tsy madity: Matsora izany ro izany 5 Enti-milaza loko na volon-javatra mazavazava: Tiako ihany itý lamba mangamanga itý na dia matsora aza ny volony [1.1] |
Explanations in English |
6 liquid, watery, thin; cf. rihitra [1.7] |
Explanations in French |
7 liquide, fluide, cf. rihitra [1.8] |
Examples |
8 matsora be izy izany, aoka aloha hasiana lafarinina, hoy i Mora. [2.442#] 9 Manga tanora ny erý lavidavitra, mandray ny lokon' ny lanitra manga matsora! [2.499#] |
Entry (2/2) | 10 matsora |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in French |
12 (probablement de soratra : écriture) On vendait des formules écrites en caractères arabes comme talismans jusqu'au 19e Siècle. Ce mot a pris le sens récent de : mauvais remède, remède de pacotille). [Tankarana]
[1.196] 13 [Sakalava] |
Vocabulary |
14 Botany |
Anagrams | 15 matsora, tra-maso |
Updated on 2022/05/05 |