Entry (1/2) | 1 masolavitra |
Elementary words | 2 maso, lavitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitaovam-pijerena natao hahitana mazava ary miavaka tsara ny zavatra lavitra [1.1] |
Explanations in English |
5 a telescope [1.7] |
Explanations in French |
6 télescope [1.8] |
Examples |
7 ary hitany tsara tamin'ny masolavitra koa Rainisoavololona mpitarika. [2.588#] |
Vocabulary |
8 Astronomy |
Entry (2/2) | 9 Masolavitra |
Elementary words | 10 maso, lavitra |
Part of speech | 11 name (pseudonym) |
Explanations in French |
12 pseudonyme de Ramaholimihaso Ulysse [1.59] |
Tables and plates |
13 Pseudonyms 14 Pseudonyms of Malagasy writers |
Anagrams | 15 Masolavitra, masolavitra, Masolavitra, masolavitra |
Updated on 2023/12/16 |