|
|
|
|

Entry1  marika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina
4  Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika
5  Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry
6  Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay
7  Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao?
8  Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy [1.1]
Explanations in English  9  a sign or mark
10  a plan or drawing
11  arithmetic [1.7]
Explanations in French  12  signe ou marque [1.8]
Examples  13  Nisy marika hafa koa hitako. [2.472]
14  Hampianariny marika tsara ireo zanany ireo mba tsy hovoambakan' ny sasany any aoriana any. [2.470]
Morphology 
15  Simple :
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  35  Proverbs containing the word marika

Anagrams  36  kamira, karima, marika, mikara

Updated on 2023/06/14