Entry (1/3) | 1 marenina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy mandre, donto: Marenina hatrany an-kibon-dreniny io olona io Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka na. handro: Marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? |
Explanations in English |
4 [1.7] deaf |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8, 1.5] sourd 6 [1.3] dur d'oreille |
Examples |
7 [2.470] ny lalana ihany no nasiany olona: toa moana toa marenina. 8 [2.471] Nohenoiko fe tsy marenina izany anatr' i Patrice izany, kanjo tato aoriana dia tsapako ny fahamarinany. 9 [2.69] Nefa henoy fe tsy marenina ny teniny, fa izay hazo anankiray tsy miteny tsy mivolana arý amin' ny fara ala aiý no tadiavo, ary iza; |
Vocabulary |
10 Health |
Root | 11 renina |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 16 marenina |
Part of speech | 17 adjective |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] mamono sofina, manentsin-tadiny |
Explanations in French |
19 [1.5] insensible |
Root | 20 renina |
Entry (3/3) | 21 marenina |
Part of speech | 22 adjective |
Explanations in French |
23 [1.3] enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka nahandro 24 [1.3] lente à se chauffer, se dit d’une marmite |
Examples |
25 [1.1] marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? |
Root | 26 renina |
Anagrams | 27 manareni, mañeriña, marenina, menarina, namerany, namerina, niareman, niarenam |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |