Entry | 1 maodimaody |
Root | 2 maody |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maodimaody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao 5 Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maodimaody erỳ izy isaky ny mifanena amiko [1.1] |
Explanations in English |
6 suspicious, apprehensive [1.7] |
Explanations in French |
7 soupçonneux, méfiant [1.8] |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 maody |
Updated on 2023/01/05 |