|
|
|
|

Entry1  manosihosy
Root  2  hosihosy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao tsinontsinona manimbazimba: Aza manosihosy ny nahitanao soa
Examples  5  [2.996#] Aza manosihosy ny malahelo, saingy malahelo izy;
6  [1.3#270] Aza manosy ray aman-dreny (Ne manquez pas d'égards envers vos parents)
7  [2.245#] Isika ihany no toa finaritra mitsipaka sy manosihosy izay mba hanitra nentin-dRazana ho eto mba hahamendrika olona antsika.
8  [2.654#] Tsy mba manaja Andriamanjaka, tsy mba manao "tsara hiany " Andriana, ary tsy misaotra Andriana, fa manosihosy Andriamanjaka.
Proverbs  9  Proverbs containing the word manosihosy

Anagrams  10  hosamosiny, manosihosy

Updated on 2025/01/21