|
|
|
|

Entry (1/2)1  manoloana (oloana)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manatrika eo anatrehana: Indreto ny zanakareo manoloana anareo [1.1]
Explanations in English  4  to put one's self in front of another yet face to face. [1.2]5  to be in face of, to be in front of [1.7]
Explanations in French  6  être devant, en face de [1.8]
Examples  7  Moa va tsy fantsakana ny lavakom-barika iray manoloana azy; [2.470]
8  Tsy nanana fiaramanidina ry zareo, ny tafika manoloana azy sy ny fitaovana ampiasainy koa dia efa avy nisedra ny Alemana tany Afrika. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Entry (2/2)13  manoloàna (oloana)
Part of speech  14  imperative of active verb manoloana
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3]
Tables and plates  17  All the active imperatives

Anagrams  18  amolonana, manao lona, manoloana, manoloàna, amolonana, manao lona, manoloana, manoloàna

Updated on 2023/01/20