|
|
|
|

Entry1  manjeny
Part of speech  2  active verb
Examples  3  Zaho kosa… voa dia eny: Singan'olona manjeny. [1.264]
4  Voronkely rava akany / Zanak'ondry dia manjeny, / singan'aina ambony tany: / Ikala maty ray sy reny. [1.244]
5  Tsy oram-baratra no midona, fa / fo feno hanina no miteny, / ka ny vetsom-panahiny kely foana / tsy sasa-mivezika sy manjeny. [1.277]
6  Hahaha, hoy ny hehiny sady nanatona ny varavarana izy, hay aty misy zana-borona manjeny ka tsy nolazain'ialahy hatrinaraina ry Fandrava. [2.895]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Anagrams  10  mañenjy, mañinje, manjeny

Updated on 2025/01/21